Kenya : Ny Kenya izay iriko

Diary written by Amudachi [Diry nosoratan'i Amudachi] no mizara izay anjara mba iriny ho azo avy amin'i Kenya:

Part of the Kenya I want is a Kenya where politicians will not run rough shod over the law & the will of the people to serve their own ends. Part of the Kenya I want is a Kenya where my consititutional RIGHT to elect my representatives in the Government is not stolen away from me.

“Ny anjara iriko ho azo avy amin'i Kenya dia Kenya izay tsy ahitana politisiana faly miazakazaka hikatsaka izay soa ho azy, eo am-panitsakitsahana ireo lalàna sy ireo sitrapom-bahoaka. Ny anjara iriko ho azo avy amin'i Kenya dia Kenya izay hangalarana lavitra ahy, ny ZOKO ny hifidy malalaka ireo olona izay hisolovava ahy anivon'ny fitondrana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.