Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?

Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? :

It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country.

“Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana ity ady ity (izao fifanarahana farany) izao satria efa nisy ihany ireo fifanekena teo aloha, saingy tsy nitarika fandriampahalemana hoan'ny firenena izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.