Nizeria : “Super Eagles”: Inona no tsy nety ?

Mbola blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] ihany no ahafahana manaraka adihevitra taorian'ny faharesen'ny Nizeriana “Super Eagles” tamin'ny fifanandrinana tamin'ny Côte d'Ivoire Kamerona :

Someone said this on the forum. 1.Based on the Eagles performance in this match, I honestly do not see a difference between the Eguavoen and the Vogts era. Any contrary opinion? 2.What went wrong against Ivory coast? 3.Solutions? Common, lets debate. Be informative and no Bias

“Nisy nametraka hafatra teto amin'ity sehatra ity. 1.Raha ny filalaon'ireo Eagles no jerevana, dia tena marina fa tsy hitako izay mahasamihafa ny fitondran'i Eguavoen sy Vogts. Misy sahy manohitra izany ve ? 2.Inona ary no tsy nety tamin'ny lalao nifanaovana tamin'ny Côte d'Ivoire ? 3.Misy manolotra vahaolana ve ? Aza menamenatra f'andao hifandahatra e. Aza asiana fiandaniana fa aposahy mazava izay hevitrareo”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.