Afrika Atsimo : “Cape Town food blog”

Asain'i Andrew ireo mpamaky mba hitsidika ny Blaogy mifantoka amin'ireo karazana sakafo fahita any Cape Town, Afrika Atsimo [Cape Town food blog] :

As a child sitting at my mother's feet as she baked pies for the tuisbedryfe of the Peninsula (the first word out of my flour dusted head was ‘pie’), I learnt to be an unashamed foodie, and this blog is going to explore some of the fantastic places and personalities that have made up the Cape Town catering and restaurant scene.

“Fony aho mbola zaza, mpipetraka eo ambonin'ny tongo-dreniko aho raha eo am-pandrahoana mofomamy izy (“mofomamy” rahateo no teny voalohany naloak'ity lohako feno lafarinina ity), nianatra ho ny ho mpankafy ireo tsiron-tsakafo aho ary ity blaogy ity dia (entiko itondrana anareo mba) hitsidika ireo toerana mahatsikaiky sy ireo olona izay manana ny toerany eo amin'ny ny sehatry ny tsiro eto Cape Town.”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.