Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto

Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra:

If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where you can watch the matches. Some are free and some you have to pay.

“Raha toa ka mandeha tsy an-kijanona ny rohy Aterinetonareo sady mbola te hanaraka ireo fifandonana baolina kitra ianareo, vokatry ny fikarohako dia indreto rohy vitsivitsy ahafahanareo mijery ireo lalao kitra ireo. Ny sasany amin'izy ireo no maimaim-poana fa andoavam-bola kosa ny hafa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.