Shina: Antontanisa mifangarika

Tany amin'ny sekoly ambaratonga fototra sy ambaratonga faharoa no nanaovana fanadihadiana, ny 76%n'ny mpianatra nohadihadiana ary no nilaza fa tsy mbola tany amin'ny Mozean'ny Zavakanto mihitsy nefa ny 84% indray no mitena fa tena tiany ny Mozean'ny Zavakanto. Dia lasam-borona i Zhang-qing hoe ahoana no ahafahana tonga amin'izany toe-javatra izany (zh).( hevitry ny mpandika teny: Ka izy io anie tahaka ny tamin'ny andron'ny rovan'i Manjakamiadana ihany e! tsy hitako izay olana amin'izany)

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.