Però : Taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy

Vao tsy ela no nanapak'hevitra ny Firenena Mikambana fa ny taona 2008 dia ho taona iraisam-pirenena hoan'ny ovy. Alejandro monina any Però dia manolotra fanampim-panazavana ara-tantara ao amin'ny Peru Food momba ity foto-tsakafo avy any amin'ny faritry Andy ity [Andes] :

But, did you know potatoes have been domesticated for the past 8000 years in the central Andes of present-day Peru?
From its Andean origins, the potato has become an international superstar, so much that it is difficult to think of a global cuisine that doesn't use potatoes in some way or another.

“Mba fantantrareo moa, fa ny ovy dia efa fambolin'ny mponina tany amin'ireo (tendrombohitra avo) Andy, any amin'ny faritra Afovoan'ny Però ankehitriny, efa ho 8'000 taona mahery izay ?
Avy tany amin'ny fihaviana tany Andy (fahiny), ny ovy dia laza fatra-malaza eran'izao tontolo izao (ankehitriny), ka sarotra ny mihevitra izay fandrahoana tsy ampiasana ovy, na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.