Mali : Vady aman-janaka navela

Faits Divers d'Afrique no mitatitra ny “lahatra” mpahazo ireo vady aman-janaka navelam-badiny izay lasa hila-ravinahitra:

Après sept ans de mariage, Djénéba Kamaté vit loin de son mari. Il est parti faire fortune sous d'autres cieux. La trentaine dépassée, la bonne épouse restée au pays est sur le point de perdre tout espoir. Cette mère de famille inconsolable raconte son calvaire, les yeux remplis de larmes. “Cela fait sept ans que mon mari m'a quittée en me laissant sur les bras deux filles et un garçon. Il m'a appelée un jour pour m'informer qu'il se trouve en Espagne”, dit-elle. Au cours des premiers mois après son exil son époux lui envoyait de l'argent. Les mandats se sont espacés au fil du temps. Et aujourd'hui elle ne reçoit plus rien.

“Fito taona taorian'ny fanambadiany, miaina lavitry ny vadiny i Ramatoa Djénéba Kamaté. Lasa nila ravinahitra tokoa mantsy rangahy. Ny taona efa manangasanga ambadiky ny teopolo ihany, ka dia manomboka ho very fanantenana ity vady hendry nijanona aty an-tanindrazana ity. Maso feno ranomaso no itantaran'ity renin-jaza tsy hay ampanginina ity ny fahoriany. “Efa fito taona izao no nandao ahy rangahy, namela tamiko ireto zanakay roa vavy sy lahy iray ireto. Niantso ahy izy indray andro nampandre fa any Espagna no itoerany”, hoy izy. Mba nandefa vola ihany rangahy nandritra ireo voaloandohan'ny volana nandehanany. Saingy nihavitsy ireo taty aoriana. Ary dia nitsahatra tanteraka ankehitriny.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.