Brezila: Ny politika amerikana

Se você morasse nos EUA, qual seria sua posição sobre a guerra do Iraque, o casamento gay, a assistência médica, a política fiscal?

“Raha mipetraka any Etazonia ianao, ahoana ny hevitrao momba ireto lohahevitra manaraka ireto: Ny ady any Iraka, Ny fanambadian’ny mitovy fananahana, ny fikarakarana ny fahasalamana, ny politikan-ketra ?”

milalaova ity kilalao madinika ity dia lazao ahy avy eo hoe iza no kandida hotohananao ho filohan’i Etazonia, tolotry Idelber [pt], niverina rehefa avy niala sasatra.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.