Borondia : Vohikala ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba

Ny blaogy Agathon Raswa dia mitantara momba ny Vohikala vaovao nisokatra ho fahatsiarovana ny fandripahana tany Gatumba, ka ny tanjona amin'izany dia :

« 1) Promoting the memorial of the deceased.
2) Working for the healing of the Gatumba Genocide Survivors.
3) Speaking out against Genocides, oppressions, tortures and all other kinds of Human Rights Violations.
4) Promoting justice with regard to the Gatumba Genocide perpetrators.
5) Promoting Unity, Love and Reconciliation. »

« 1) Fivoizana ny fahatsiarovana ireo nodimandry.
2) Fitsaboana ny ferin'ireo “bekotro maro holatra” sy “akanga sisa nanamborana” tamin'ny fandripahana tany Gatumba.
3) Fanoherana ireo fandripahana, ireo tsindry hazolena, ireo fampijaliana sy izay mety ho fanitsakitsahana ny zon'olombelona.
4) Fanarakarahana ara-pitsarana ireo izay nandray anjara tamin'ny fandripahana tany Gatumba.
5) Fanapariahana sy fankalazana ny firaisan-kina, ny fifankatiavana ary ny  fampihavanana. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.