Bôtsoana : “Local voices offline”

Ny blaogy Koluki ao amin'ny “local voices offline” :

« “Now We’re Talking” is part of a show on Gabz FM by top Botswana radio DJ and comedian extraordinaire Michael “Dignash” Morapedi (read about him here and here). It consists of a delightful series of pranks he plays on unaware, innocent people he manages to get on the phone…  »

« “Miresadresaka amin'izay isika izao” dia isan'ny fandaharana faheno ao amin'ny radio Gabz FM tanterahin'ny sangan'ny DJ sy mpivoy fandaharana radio any Bôtsoana radio ary mpilalao sarimihetsika mahatsikaiky Michael “Dignash” Morapedi (vakio ny momba azy eto sy eto). Io fandaharana io dia andiana hatsikana izay resadresaky ifanaovan'ny olona bado, izay lalaoviny, sy olona tsy manam-pò izay nantsoiny an-tariby …»

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.