Cap vert: Ny ho avy politika

Djoyamado [pt] no maminavina ny ho avy politika Kapiverdiana, anisan'izany ohatra: “Ny tsy hahalalàna na tsy hahaizan'ny mpianatra ambaratonga fototra sy faharoa fototra ny manonona ny anaran'ny Praiministra”. Eo amin'ny lahatsoratra mialoha izany kosa dia heveriny fa tsy ho matroka tahaka izany kosa ny ho avin'ny mozika eo amin'ny firenena.

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.