Ezipta: efa fantatra mialoha ny hanaraha-maso ny bilaogera

Abu Aardvark no miresadresaka amin'ny fanetsiketsehana hanafahana ny mpamaham-bolongana Arabo ato amin'ity lahatsoratra ity. “Efa fantatra mialoha ny zavamahazo ny mpamaham-bolongana Arabo amin'izao fotoana izao: Ny fitomboan'ny mpamaky azy sy ny fandresen-dahatra politika matanjaka ananany na ao an-toerana na any ivelany no tsy maintsy manaitra ny sampam-piarovana izay mitady haneritery sy hifehifehy ity sehatra ity,” hoy ny nosoratany.

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.