Malawi: Mba tano re ny asa azo!

Manoro hevitra ny Malawita i Clement Nyirenda hoe : “Nahatonga saina ahy iny resadresaka iny satria nahafantarako fa be ny eto Malawi no mitady asa. Koa raha efa manana asa ianao, dia isaory Andriamanitra na dia kely aza ny karama fa tsy misy izao ny tsenan'asa.”

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.