Ezipta: Nolavina ny fitoriana hisakana vohikala

Resy tao amin'ny fitsarana ny Mpitsara Abdel Fattah Mourad, izay niangavy ny hanakanana (mis au ban) bolongana sy vohikala toriany ho manala baraka ny firenena ary manohintohina ny tombotsoan'i Ezipta. Tamin'ny 27 Desambra 2007, no navoakan'ny fitsarana amin'ny ady amin'ny fanjakana ny didim-pitsarana mandà ny fitoriana ary nanohanan'ny fitsarana ny fahalalaham-pitenenana aty amin'ny aterineto.

Sami Ben Gharbia

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.