Afrika : “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?”

Ny blaogy Kenyan Pundit dia velom-panontaniana, “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?” :

« However, I’m have been pretty outspoken about the fact that I’m tired of the Bono’s and Sach’s of this world articulating my views as an African. »

« Anefa dia efa nazava izay nambarako fa efa manakaleo ahy ireo Bono sy Sach-n'izao tontolo izao izay milaza azy ho mahalala izay fomba fijeriko Afrikana [izay misolovava ahy anefa aho tsy mila soiloina vava]. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.