Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara

Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin :

« According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children (aged 13 to 15 years) in Benin are cigarette smokers. The survey involved about 50 schools selected in four regions of Benin, namely Atlantique and Littoral (located in the South) as well as Bogue and Alibori (located in North). »

« Araka ny tatitra vokatry ny fanadihadiana mikasika fifohana sigara amin'ny zatovo, dia mihoatry ny 20% ny tahan'ireo mpianatra SAFF/CEG (13-15 taona) mpifoka sigara any Benin. Sekoly 50 any amin'ny faritra efatra samihafa any Benin no nanatanterahana izany fanadihadiana izany, dia Atlantika sy Littoral (any Atsimo) sy Bogue ary Alibori (any Avaratra). »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.