Nizeria : Ny fahazakana ao amin'ny fombam-pivavahana Yoruba

Dia soratan'i Loomnie ny fivavahana sy ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa miorina ao anatin'ny kolontsaina Yoruba:

“Navoitran'ilay namako mazava tsara fa io no tena mampiavaka ny fombam-pivavahana Yoruba. Ao amin'ny fomban-drazana nentim-paharazana Yoruba, na dia ao anatin'ny ankohonana iray aza dia malalaka ny tsirairay amin'ny andriamanitra izay tiany ivavahana, ary tsy manery na mampahory ny hafa hanaraka ny fivavahany. Izany, hoy ilay namako, dia maneho ny halehiben'ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa.”

[Ataoko fa tsy lavitra izany isika Malagasy, mpandika teny.]

Ndesanjo Macha

2 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.