Malawi : William Kamkwamba any amin'ny gazety Wall Street Journal

Ny mpiblaogy Erik dia manoratra ao amin'ny blaogy Afrigadget mikasika an'i William Kamkwamba, tanora siantifika avy any Malawi :

« We’ve written about young Malawian William Kamkwamba a couple of times here on AfriGadget, so it’s great to see him getting recognition in the WSJ! The article is titled “A Young Tinkerer Builds a Windmill, Electrifying a Nation” »

« Efa notaterinay teto amin'ny Afrigadget indroa na intelo miantoana ny mombamomba an'i William Kamkwamba, tanora avy any Malawi, ka ravo izahay mahita ny lazany ankehitriny amin'ny itateran'ny gazety WSJ [Wall Street Journal] ny traikefany ! “Nanamboatra eôliena [windmill | éolienne] ny tanora tia kitikitika iray, mamahana herin'aratra ny firenena” no lohatenin'ny lahantsoratra. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.