Sodana : Fomba tsy mahomby iadiana amin'ny SIDA

Any Sodana, ny mpiblaogy Zizou from Djerba dia mitsikera izay antsoiny ho “peta-drindrin'ny fahafatesana” izay ahitana karan-doha sy taolam-pe roa mifanojo ampiasaina mba hampitandremana ny olona mikasika ny lozan'ny SIDA :

« Moraliser les gens en leur faisant peur du sida … contribue surement a propager le discours religieux … mais il ne diminue pas la propagation du sida ! Au contraire … En creant la panique chez les gens moins a risque et en se decredibilisant chez ceux qui sont plein dans le risque on contribue a propager le virus… On aggrave la stigmatisation des porteurs du virus… On fait peur au personnel de sante … en un mot on ne resout pas le probleme ! On l'aggrave ! »

« Ny fananarana ny vahoaka amin'ny alalan'ny fampitahorana ny SIDA … dia manampy angamba amin'ny fampielezana ny ambaindain'ireo foto-pinoana … fa tsy mampihena mihitsy ny fihanaky ny SIDA ! Ny mifanohitra aza no mitranga … Satria ny fampikoropahana ny vahoaka no vao mainka aza mampitombo ny loza ary raha fivadivadihan-teny amin'ireny olona tandidomin-doza ireny no vao mainka aza mampihanaka ny otrikaretina [virus] … Manampy trotraka ny fanondro-molotra ireo mpitondra ny otrik'aretina izany … Ampitahorina koa ireo mpiasa eo anivon'ny toeram-pahasalamana … Raha fintinina izany dia tsy voavaha mihitsy ny olana ! Fa vao mainka aza miampy ! »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.