Timôr Atsinanana : Ny tanàna faran'izay maloto indrindra

Ny blaogy Timor Online dia mitsikera ny fanambaràn'ny filoham-pirenena Jose Ramos-Horta izay mihevitra fa ny renivohitry Timôr Atsinanana no tanàna faran'izay maloto indrindra eran-tany :

« Ramos-Horta esquece-se que é à Administração do Distrito de Díli que compete a limpeza da cidade, e esquece-se também de que nada fez enquanto Primeiro-Ministro?… »

« Hadinon'ingahy Ramos-Horta [sahady] ve fa an'ny tanànan'i Díli [renivohitra] ny andraikitry ny fanadiovana azy ary hadinony koa fa fony izy mbola praiministra dia tsy nanao n'inoninona hanatsarana izany toe-javatra izany akory izy ? »

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.