Guyana : Basy sa iPods ?

Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny.

Nicholas Laughlin

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.