Zimbaboe : Moa ve misy seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Zimbaboe ?

Ny blaogy Kubatana dia manoratra, Tongasoa aty Zimbaboe [Welcome to Zimbabwe] :

« I was at Harare International Airport yesterday. With Zambia Airways deciding to withdraw their services, our description of our airport being international is largely attributed to the fact that South African Airways and Kenya Airways still find it worthwhile flying into Zimbabwe. »

« Tany amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'i Harare aho omaly. Taorian'ny fanapahan-kevitry ny Zambia Airways ny hisitaka tsy hampiasa io seranana io intsony, ny sisa maha iraisam-pirenena ny seranam-piaramanidintsika dia hany miantehitra amin'ireo zotran'ny South African Airways sy ny Kenya Airways izay mbola mahita izay antony hisidinana aty Zimbaboe [aloha hatramin'izao]. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.