Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro

Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika :

« Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première nécessité commence à provoquer des troubles dans certains pays d'Afrique, où près de la moitié de la population tente de survivre avec un dollar par jour.
La hausse internationale des prix a évidemment un impact plus important dans les pays qui dépendent en grande partie d'importations pour couvrir leurs besoins »

« Marôka, Maoritania dia izao indray i Senegaly : any amin'ny firenena Afrikana sasantsasany, ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo sy ny ireo kirakira fototra na PPN [produits alimentaires de première nécessité] dia nitarika fanoherana avy amin'ny vahoaka izay zara raha miaina amin'ny vola latsaky ny 1 dolara isan'andro, ny antsasan'ny mponina amin'ny firenena.
Na dia samy voakasika aza, dia mazava ho azy fa iantefan'izany fisondrota-bidy izany bebe kokoa ireo firenena izay mianki-doha fatratra amin'ny fanafaran'entana avy any ivelany. »

Jennifer Brea

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.