Japàna : Lalao fifanintonana kilaoty

Ny mpiblaogy Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times momba ny lalao Japoney ifanintonana kilaoty :

« The grace of the geisha or traditional tea ceremony’s gentle movements are famous facets of Japanese culture, but for the tourist after a true insight into this beguiling country, then attending a public performance of the ancient practice of pulling pants off a partner’s head is paramount. »

« Na ny hakanton'ny fihetsik'ireo geisha na ny fankalazana ny fomban-drazana fandrosoana izay dite hosotroina dia samy fihetsika malefaka sy kanto izay fanta-daza amin'ny vakoka Japoney, saingy hoan'ny vahiny mpitsidika rehefa avy tena miditra lalina amin'ny fahafantarana ity firenena maha-te ho tia ity izy, dia tena zavatra ilaina tokoa ny manatri-maso ny lalao tranainy ampahibemaso, ahitana fifanintonana kilaoty hiongotra tamin'ny lohan'ny mpifanandrina. »

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.