Tontolo iainana : « Boriboritany tandidomin-doza »

Ny mpiblaogy Omar Basawad dia tena voaentana raha mahita ny hamaroan'ireo fandaharana miompana amin'ny lohahevitry ny fandalana ny tontolo iainana anivon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny :

« For the last few weeks, CNN has been airing these very interesting, informative and at the same time, heart wrenching and grim reports: ‘Planet in Peril'; the BBC too, has its own ‘Climate Change’ – reporting on the same, but with a complete different perspective. Even the recently launched Al Jazeera English channel, has it own version: Assignment Earth. All these programmes, show how very irresponsible, reckless and destructive Mankind has been in relation to our Planet. »

« Nandritra ny herinandro vitsivitsy izao dia nahitana vaovao mahaliana anefa koa indraindray mahavaky fo tao amin'ny fandaharan'ny CNN : ‘ Boriboritany tandidomin-doza ‘; ny B.B.C. koa dia mba manana ny fandaharany ‘ ireo fiovan'ny toetr'andro ‘ izay misahana lohahevitra mitovy ihany saingy hafa fomba fitatitra kosa. Na dia ny fahitalavitra vaovao Al Jazeera amin'ny teny Anglisy aza dia mba manana koa ny fandaharany : ‘ Ny tany no tanjona ‘. Ireo fandaharana rehetra ireo dia samy maneho avokoa izay fomba tsy misy fiheverana sy maivana nifandraisan'ny zanak'olombelona tamin'ny tontolo iainana ka nitarika ny fahapotehan'ny tanintsika. »

Juliana Rotich

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.