Nizeria : Famirapiratana sy fihemoran'ny Festac Town

Ny mpiblaogy Adeola dia mitatitra momba ny famirapiratana fahiny sy ny fihemoran'ny Festac town any Nizeria ankehitriny :

« This year 2007 marks the 30th Anniversary of Festac Town as a residential area. Festac is still one of the largest residential estates south of Saharan Africa. When I started living in Festac Town in 1977 with the rest of my family, I was only 5 years old.” »

« Feno 30 taona amin'ity 2007 ity ny maha-boriboritany natokana honenana an'ny Festac Town. Festac dia mbola isan'ny faritra natokana honenana midadasika indrindra aty Afrika Atsimon'ny Sahara. Mbola 5 taona monja aho fony izaho sy ny fianakaviako nifindra nonina tao an-tananan'i Festac tamin'ny taona 1977. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.