Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana

Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan'ny kubatana: “… DVD vaovao, ny aotra no mihoatra, Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan'ny sandambola Zimbaboeana antsoina ihany koa hoe Kwacha, hatramin'ny fahaleovantena 1980 – izay natakalo 2 dolara amerikana ny 1 dolara zimbaboeana, mandra-pahatongan'ny fotoana ankehitriny tsy afaka atakalo 1 dolara amerikana akory ny 1 000 000 000 dolara zimbaboeana.” Loza! mba manao ahoana kosa re ny ariary malagasy?

Ndesanjo Macha 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.