Arabia Saodìta : Ireo mpamily mamo

Ny mpiblaogy Saodiana Saudi Jeans dia mitatitra ny loza mihantona izay ampibaben'ireo mpamily mamo ny rehetra any amin'ny firenena izay raràna tanteraka ny fisotroana zava-pisotro mahamamo :

« She is complaining that they have to deal with impaired drivers every weekend, and it gets much worse during the Eid week every year. »

« Isaky ny faran'ny herinandro dia mampitaraina azy ny hiray arabe amin'ireo mpamily « vilavila » ary vao mainka aza miharatsy ny toe-draharaha isan-taona, mandritra ny herinandro masin'ny Eid [fety famaranana Ramadana, izay volana fifadian-kanin'ny Silamo]. »

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.