Tanzania : Tsy heverin'ny Tanzaniana ho toy ny fahavalo intsony ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI

Ny blaogy Tanzania Common Cents dia manambara momba ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI :

« While it is true that over the years Tanzania has graduated in her relationship with IMF to the point of currently operating under a PSI and thus driving its own development agenda; and while its true that IMF policies have evolved over the years to a degree where they are more favorable to the LDCs, the argument of whether IMF and World Bank past policies had done more harm than good will continue unabated. »

« Raha marina fa tsy nitsahatra ny nihatsara ny fifandraisan'i Tanzania amin'ny FMI nandritra izay taona maro izay niarahany miasa izay ka mahatonga ny fiaraha-miasa hipetraka ambanin'ny rafitra PSI [Policy Support Instrument] sady ahafahan'i Tanzania manapaka irery ny diarin'ny fampandrosoany ankehitriny; sady marina koa fa ny FMI dia nanatsara ny fomba fiasany nandritra ireo taona maro ireo ka mahatonga azy ankehitriny ho miandany bebe kokoa amin'ny ireo Firenena Andalam-Pandrosoana [Least Developed Countries, LDCs], tsy mivoatra kosa anefa ny fiheverana fa niteraka voka-dratsy bebe kokoa noho izay voka-tsoa ny pôlitika fahinin'ny FMI sy ny Banky Iraisam-Pirenena. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.