Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila

Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila :

« Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the US is propogating the re-militarization on Africa. Back in January I wrote about the birth of the African Command and past US/ CIA ventures in Africa. »

« Amin'izao fotoana izay heverina fa fiatrehana ny ‘ady amin'ny fandrorohoroana’ izao, ny Amerikana dia manampy trotraka ny fampitaovany an'i Afrika ara-miaramila. Tamin'ny Janoary lasa teo dia efa nanoratra aho ny momba ny namoronana ny sampana rohim-baiko hoan'i Afrika [anivon'ny tafika Amerikana] sy ireo raharaha Amerikana/CIA taty Afrika taloha. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.