Afrika Atsimo : Afrikana Tatsimo lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra

Ny mpiblaogy Nich Harambous dia velon-dera ny mpilalao baolina lavalava Bryan Habana izay lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra :

« The man is pure brilliance. He equalled Jona Lomu’s RWC record for tries scored (8) and definitely made his mark as one of South Africa’s all time great wingers and rugby players. »

« Famirapiratana ranoiray ny an-dralehilahy. Nosahalainy ny marik'isa avo indrindra izay notanterahin'i Jona Lomu [kalazalahy Neo-Zelandey] mandritra ny fiadiana ho tompo-daka eran-tany taranja baolina lavalava (8), izy dia namela marika amin'ny maha isan'ireo ngezalahin'ny « ailiers » [mpanafika] sy mpilalao baolina lavalava Afrikana Tatsimo azy. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.