Bôtsoana : Fiainana andavan'andro any amin'ny tanànan'i Nata

Ny blaogin'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan'andron'ny mponina ao aminy :

« While most people in the developed world buy their beef wrapped in plastic at the local supermarket, many Nata residents still have to rely on their skills of slaughtering animals to put beef on the table. The two men pictured above are cleaning the stomache and intestines of a slaughtered cow. Many people enjoy the intestines cooked in a nice gravy served over maize meal porridge. »

« Ny ankamaroan'ny mponina any amin'ny tany mandroso dia mividy ny hena mifono plastika any amin'ny trano fivarotana vaventy, ny ankamaroan'ny mponina eto Nata kosa dia mbola miantehitra amin'ny fahaizany mamono biby hohanina raha te-hahandro laoka misy hena. Ireo lehilahy roa eo amin'ny sary ambony ireo dia eo am-pandiovana ny vavony sy tsinain'omby izay vao novonoiny. Isan'ny maro mpankafy aty tokoa mantsy ny laoka tsinain'omby andrahoana miaraka amin'ny saosy matsiro izay aroso miaraka amin'ny katsaka. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.