Afrika Atsimo : Ny Anglisy no tanjona manaraka !

Taorian'ny fandresen'i Afrika Atsimo an'i Arzantina tamin'ny lalao manasa-dàlana ho amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tanin'ny taranja baolina lavalava [rugby] dia nanambara ny mpiblaogy Lux Mantambo: « tsy tena nahafa-po, tsy lalao toy ireny no nandrasanay, anefa tafakatra ny ekipa Sprinboks ary namandrika ny toerany amin'ny lalao famaranana. Ny Anglisy no tanjona manaraka ! »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.