Senegaly : Lasa « mafia » ny sehatry ny fampianarana

Ny blaogy Politique au Senegal dia manazava [Frantsay] ny krizy izay misy ny sehatry ny fampianarana any Senegaly ankehitriny :

« Difficile de dire que le Pdef et les 40 % du budget national alloué à l'éducation n'ont servi à rien. Grèves multiples, baisse du niveau, programme bâclé, bulletins de notes falsifiés etc… des pratiques illicites sont devenues de plus en plus monnaie courante »

« Sarotra ihany ny manambara fa ny tetik'asa izay noheverina fa hanarenana ny fampianarana tao anatin'ny folo taona [FANAMARIHANA: PDEF = Programme décennal pour l'éducation et la formation] sy ireo 40%-n'ny teti-bolam-pirenena izay natokana hoan'ny fampianarana dia very maina. Ireo grevy mifanesisesy, ny fari-pahaizana mitontongana, ny fandaharana kitoatoa, ireo salan'isa namboamboarina sns … ireo fanao tsy ara-dalàna samihafa ireo no mazanà matetika hita ankehitriny »

Jennifer Brea

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.