Sorinàma : Naka sary ny manda Zeelandia

Ny mpiblaogy Taran Rampersad izay monina any Trinite-sy-Tôbagô dia nahatsikaritra indray rehefa namangy ny mandan'i Zeelandia [Fort Zeelandia] [Anglisy] any Sorinàma [Suriname], fa « tsy ny vakoka manontolo no maimaim-poana toy ny eto amin'ny sehatry ny aterineto ». Nametraka rohy ahitana ireo andian-tsarin'ilay manda izay nalainy izy (ivelan'ny manda ihany) ao amin'ny fampiantranoana sary Flickr.

Nicholas Laughlin

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.