Borkina Fasô : Borkina Fasô kinga kokoa noho ny Neo-Zealandey amin'ny taranja baolina lavalava !

Mba fantatrao moa fa lalao iray ihany no mba hany naharesy ny ekipam-pirenen'i Borkina Fasô amin'ny taranja baolina lavalava [rugby] ? [Anglisy] « Ary satria toa somebisebin'ny lalao famaranana ny fiadiana ho tompon-daka erantany amin'ny taranja baolina lavalava ny rehetra, dia angamba mety ho liana ianao ny hahalala bebe kokoa momba ny ekipam-pirenenan'i Borkina Fasô. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.