Nizeria : governemanta tsy ara-drariny

Nantsoin'i Adeola ho « governemanta izay sady tsy ara-drariny no kitoatoa » [Anglisy] ny governemanta Nizeriana : amin'ny fomba ahoana no asahian'ny Mpampanoa Jeneralin'i Nizeria [Procureur Général | Attorney General] manoratra any amin'ny Polisy Britanika hangataka ny hamotsorana ny iray amin'ireo mpandroba ny harem-pirenentsika izay voatazona any ? Tsy hadalana be ve izany ? Ary amin'ny fomba ahoana koa no mahatonga olona tsinotsinona toy izany ho Mpampanoa Jeneralin'i Nizeria ?

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.