Ukraine : Fifidianana ao amin’ny Nosin’ny Menarana

Ny Ukraine List dia hanaramaso ny fifidianana solombavambahoaka hatao ny 30 septambra ho avy izao ao amin’ny nosin’ny Menarana izay ahitana mponina 50 ka hatramin’ny 100, araka ny fomba fanisana azy sy ny faharetany ao. Ny nosin’ny Menarana, ao amin’ny ranomasina Mainty, no ivon’ny fifanolanan’i Ukraine sy Roumanie izay samy milaza ho tompony.

Veronica Khokhlova

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.