Etiôpia : Mpitoraka bilaogy momban'ny Millenium Etiopianina

Tamin'ny faha 11 septambra 2007, na 1 Merskrem 2000, no niditra tamin'ny Arivotaonany faha-telo i Etiopia raha araky ny alimanaka Ethipianina, fito taona aorian'ny alimanaka Georgianina. Vanimpotoana lehibe tokoa ka nifantoka tamin'izany
fankalazana izany ny mpitoraka bilaogy Etiopianina.

Nanazava tsotsotra tamin'ireo mpamaky azy vaovao i Ferenge Addis Blog:

Ethiopia follows the Julian Calendar. It's the end of 1999 right now. The new year (2000) is on Wednesday, which makes our Sept 11 New Year's Eve of the Millennium. Got that?

Manaraka ny alimanaka Julianina i Etiopia. Faran'ny taona 1999 izao. Ny taombaovao (2000) dia amin'ny alarobia, koa izany no mahatonga ny 11 sept ho faran'ny Taona. Azonao tsara?

Nanoratra ihany koa izy ny amin'ny fanomezana Millenium avy amin'ny Ethiopian Telecommunication Corp:

A millennium gift from ETC? Last night on my drive home my phone did the SMS chirp. Huh? I grabbed it and saw the following message:

Wish you happy Ethiopian Millennium!!! On the occasion of the Ethiopian Millennium SMS service will be launched shortly. Amare Amsalu, CEO, ETC.

Fanomezana avy amin'i ETC ? Alina raha nitondra fiara nody aho dia nahavoaray SMS. Oadray ! novakiako haingana ka izao no voalaza tao:
Mirary Millenum Etiopianina sambatra ho anao !!! Amin'izany fety lehibe izany dia dia hisokatra tsy ho ela ny fampiasana SMS Millenium Etiopianina. Amare Amsalu, CEO,sns.

Nohon'ny fihovan'ny Alimanaka sy ny vanin'andro ary ny fitandrovana ny fandriampahalemana, dia nanjary resabe teo
amin'ireo mpitoraka bilaoby ny fanafohanana ny hetsika vitsivitsy izay efa nomanina hatrin'ny ela. Ethio-Zagol ohatra dia nitsikera mafy ny fanafohanana ny Hazakazaka Lehibe Etiopianina:

This event has in the past two years been one of the few opportunities for the stifled Addis Ababans to express their opposition towards the government. It is therefore no surprise that, with several parachute journalists who have little idea about what is going on in Ethiopia. (This report in Time magazine is a typical example) flocking to Addis to report about the millennium celebrations, the government cancelled what would potentially be an embarrassing event. But the great run isn't the only public event that is cancelled in the wake of the millennium. Here are the three that are on top of my head:
-Tewodros Kassahun's(Teddy Afro) concert at the Ghion hotel
-A millenium day music festival organized by TAAAF at the Meskel Square
-Ethiopian Women National Olympic Football Team's game against South Africa

Ity hetsika ity, roa taona lasa izay, dia isan'ireo hetsika nampisehoan'ireo olona sempotra avy ao Addis abeba ny tsy
fitoviany hevitra amin'ny mpitondra. Tsy mahagaga raha nisy mpanaoga zety tsy dia havanana loatra (araka ny voalazan'ny Time Magazine ohatra) nivory tao Addis nandinika ny momban'ny fankalazany ny Millenium, ka nahatonga ny fitondrana hanafoana ity hetsika izay heverin'izy ireo fa mety fanafitohina ity. Tsy ny Hazakazaka Lehibe ihany anefa no hetsika natokana hoan'ny daholobe nofohanana amin'izao firosoana amin'ny vanim-potoana vaovao izao. Ireto ohatra ny hetsika telo mandalo ato an-tsaiko.
– Ny fampisehoan'i Tewodros Kassahu's (Teddy Afro) ao amin'ny The Ghion hotel
– Ny rindran-kiran'ny andron'ny mozika amin'ny Millenium tokony hataon'i TAAAF tao amin'ny Mesquel Square
– Ny lalao baolina kitra zazavavy tokony niaonan'i ekipam-pirenena Etiopianina Ethiopian Women National olympic Football Team sy ny mpilalao avy ao Afrika Atsimo.

Nisy koa ireo mpitoraka bilaogy hafa izay tsy dia faly loatra tamin'ny fihetsiky ny mpitondra nanoloana ireo mahantra sy
mpivaro-tena. Toy izao no nosoratan'i Addis Journal:

Every journey across the city entails the inevitable encounter with these ‘anthropologically distinct people’ to borrow a certain writer’s description. Distinct through their wasted figure, bony faces and shabby clothes. Beggars of every description line up in the streets, traffic lights, church gates, and bus stations, some rolling up their sleeves to show their amputation and others delivering slogans and lengthy speeches, that seems to be taken from the radio.It is this scene that the apprehensive officials have decided to hide from the visitors view, at least till the end of the main festival and have started a sporadic sweeping campaigns targeting the homeless and the like. As inhuman as the measure are, they are done at night to evade scrutiny. The scraps of details about it that have emerged so far make up an incomplete picture. Police patrols, which are increasingly seen in abundance in the city, are busy rounding them up. Those who sleep in main parts of the city like the Ambassador Theatre, National Theater and Tikur Anbessa are easy targets. Where they are taking them isn’t clear but rumors abound that temporary shelters are set in the outskirts of the city. One unconfirmed story has it that they might be moved to Jan Meda where a tent would be built and food would be provided.

Tsy afa-bela amin'ny ireto sokajin'olona ireto rehefa mivezivezy eto ny tanana, raha ny voalazan'ny mpanoratra iray. Mora fantatra izy ireo amin'ny fahasiban'ny terehiny, loton'ny tavany ary ny haratsin'ny akanjony. Mpangataka isaky ny sisin-dalana, isaky ny jirofandrindram-pifamoivoizana, varavaram-piangonana, toerana fiandrasana zotra fitanterana, ao ny mikorisa amin'ny tany mampiseo ny kilemany, ny sasany kosa manao kabary lavareny manoatra nohon'ny
fampielezam-peo. Ireo zavamisy ireo no nohezahina hafenina ny mpizahan-tany, fara-faharatsiny mandrapaha-tapitry ny lanonana ka nahatonga ny fiandohan'ny fanadiovana ireo tsy manan-kialofana sy ny sisa.Nohon'ny tsy maha-olombelona ity fanapahan-kevitra ity dia ny alina no nanaovana izany. Nifanaretsaka ireo mpitandro ny filaminana maro nanerana ny tanàna nitady an'izy ireo. Ireo izay mpatory eo an-tanan-dehibe toy ny eo amin'ny Ambassador theatre, National Theatre ary Tikur Anbessa no mora nosamborina. Ny toerana hitondrana azy ireo dia tsy dia mazava loatra fa ny tsaho mandeha dia toa any amin'ny toerana efa voahomana, ivelan'ny tanànan-dehibe. Misy milaza fa hifindra any Jan Meda izy ireo ary hananganana lay sy horosoana sakafo.

Yekolo Temari ao amin'ny lahatsorany ” Mandehana ianao mandeha any dia manaova mahantra any alavitra any” dia naneho fomba fijery maneso:

The last thing we want to see in the middle of our millennium celebration is poor people roaming through the streets of our beautiful capital city. Thankfully, the ever thoughtful government of ours has come up with a brilliant plan to deport those it believes are the poorest of the poor and do not deserve to be part of the celebration.

The same brilliant guys have also come up with the idea to postpone the Great Ethiopian Run.

Ny zavatra farany tiantsika ho hita amin'izao fankalazany ny Millenium izao dia ireo olona mahantra mirenireny eny anivon'ny renivohitra tsara tarehin-tsika. Isaorana, ny mpitondra fanjakana, izany nana-pakevitra fa ireo mahantra
ambonin'ny mahantra dia tsy mendika ny fankalazana.
Ireo olona ireo ihany koa no nanapa-kevitra ny amin'ny fanafohanana ny Hazakaza Lehibe Etiopianina.

Ho an'ny sasany kosa dia ny dihy no tena nahaliana azy ireo. Abiy dia nananjavatra ho lazaina mikasika ity mpihira malaza monina any Etazonia izay hanao fampisehoana amin'ny trano fanaovam-pety vaovao:

Tewodros Taddesse, the renowned and the most charismatic Ethiopian musician, will be here to present concerts and to tour regional cities, it was learnt from Sol Advertising and promotion, organizer of the event. He will be back after 16 years of stay in America. He will also release a new song. Billboard on Bole Street having a picture of Tewodros with a phrase “I’m coming” is hyping up his home-coming.
Tewodros Taddesse is regarded as a role model by famous musicians of the time, including Tewodros Kassahun (Teddy Afro). His music has won him wide acclaim and acceptance, especially his last album, “Zimta” (silence) made with a modern musical composition by Abegazu Kibrework.

Tewodros Taddesse, mpihira fanta-daza Etiopianina sady manana ny maha izy azy, dia hoavy hanao fampisehoana eto sy amin'ny faritra manodidina, araka ny filazan'ny Sol Advertising mpikarakara ny lanonana. Hiverina eto izy rehefa avy nila ravinahitra 16 taona tany Amerika. Hanao hira vaovao koa izy amin'izany. Mampiseho ny sarin'i Tewodros i Billboard ao amin'ny Bole Street miaraka amin'ny fehezan-teny hoe “hoavy aho” mampilaza ny fodiany.
Tewodros Taddesse dia fitaratr'ireo mpilalao mozika tamin'ny androny, toan'i Tewodros Kassahun (teddy afro). Ny hirany dia nahazoany laza sy fankasitrahana, indrindra fa ny rakik'hirany farany, “Zimta” (fahanginana) lalaoviny amin'ny mozika ankehitriny izy nosoratan'i Abegazu kibrework.

nadika avy amin'ny lahatsorat'i Arefaynie

5 hevitra

  • Miarahaba ihany koa ary mirary fahazotoana ho anao e! fa izao: aza raisina ho masiaka be aho an! ny tsara kokoa fanoratra dia hoe momba ny, tahaka izany koa (fa tsy hitako eto izany fa miezaka manazava fotsiny aho) ny hoe isaky ny). Fahazaram-pitenenana malagasy no mahataonga ny olona maro dia maro manoratra hoe momban’ny sy ny isakin’ny…

    Na izany na tsy izany dia voasongonao aho fa vao saika hamoaka ity lahatsoratra ity ihany koa aho. Tsara ilay fifaninanana masina ka mampiroborobo ny teny malagasy eto amin’ity sehatra ity.

  • Izaho ve nahalala sady izaho koa anie tsy mba manam-potoana ivoivoizana firy e!

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.