Jentilisa
752 Lahatsoratra, Nanomboka nandika tamin'ny 2007-09-11
Mpamaham-bolongana araka ny fomba fiteniko manokana ary mpitoraka blaogy amin'ny teny malagasy ranoiray kosa raha amin'ny fiteny mahazatra. Teraka sy mipetraka eto Madagasikara. Miezaka mampahafantatra araka izy azo atao ny zavamisy eto an-toerana ho an'ny mahay teny malagasy rehetra sy ireo miezaka hahay ny teny malagasy ihany koa. Any amin'ny bolongako ao amin'ny Vaovao eto anToerana moa no tena fampahalalako izany zava-misy izany fa eto kosa dia fiezahana handika amin'ny teny malagasy ny vaovao mitranga any ivelany any. Ilaina ihany manko ny mahay teny vahiny na dia kely monja aza ary na dia ijerena rakibolana matetika ihany koa aza. Marihina fa tsy mpanao gazety aho ary tsy miasa anatina sampan-draharaham-pampahalalam-baovao ihany koa. Fitiavana hampiroborobo ny teny malagasy no tanjoko etoana na dia misy dia misy tokoa aza ny zavatra tsy itovizako hevitra amin'ny lahatsoratra adikako.
koloina
75 Lahatsoratra, Nanomboka nandika tamin'ny 2008-12-8
I'm a guy who want to give the best from me for GVOM
Pissoa
60 Lahatsoratra, Nanomboka nandika tamin'ny 2007-11-9
Teraka tany Madagasikara, ary nonina sy nianatra tany hatramin'ny faha-20 taona. 3-4 taona izay nifindra eto Afrika Atsimo, mbola mianatra ihany.




