Tantara mikasika ny Angletera

Angletera: Famongorana ny fomba fijery manavakava-bolonkoditra ataon'ny fampitam-baovao amin'ireo vahoaka indizeny

  26 Avrily 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2009) Rehefa nahasarika ny sain'izao tontolo izao bebe kokoa ny olan'ny vahoaka indizeny dia namoaka karazana boky vaovao mandrara ny fampiasana ny fomba fiteny roa izay nolazain'ny mpikatroka fa manilika ary manaratsy ireo vahoaka indizeny ny gazety mpivoaka isan'andro Britanika The Guardian sy ny isa-kerinandro The Observer. Fanentanana Survival...

Edward Snowden, ampamoaka 365 andro

GV Mpisolovava  20 Mey 2019

Nanomboka ny 5 Jona 2013, betsaka ireo ampamoaka momba ny fanarahamaso erantany. Indro ny fitetezana ny sasany amin'ireo zavatra tena manandanja fantatray avy amin'ny ampamoaka nataon'i Snowden.

PangeaDay: Ireo Lahatsary Hanovàna Izao Tontolo Izao Rehefa 10 May

10 may 2008 tamin'ny 6ora hariva GMT, lahatsary 24 no nalefa nandritra ny hetsika PangeaDay, avy aminà faritra enina, ary amin'ny fiteny fito samihafa eto an-tany, ho hita avy amin'ny Aterineto, fahitalavitra na finday, ka tokana ny tanjona : hahafantarana ny fiainan'ny hafa, hifantohana amin'izay mampitovy antsika, fa tsy izay mampiavaka,hiasàna ho an'ny fandriampahalemana.