· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Angletera tamin'ny Febroary, 2012

Makedonia: Britanika Parlemantera Eoropeana Ni-Tweet Ny Fiantsonanan'Ilay Fiaramanidina Noho ny Hamehana Tao Skopje

  16 Febroary 2012

Nampisaina teo noho eo tao amin'ny Twitter ny voina an-habakabaka tao an-tseranam-piaramanidina Skopje, taoriana ny fiantsonan'ny fiaramanidina noho ny hamehana. Ny alin'ny 10 sy 11 Febroary teo, nihodikodina nandritra ny 40 minitra ilay fiaramanidin'ny orinasam-pitaterana an-habakabaka tsheky CSA raha nezahina izay hampandeha nokitihina ilay lelan'ela-boromby tsy nety niasa, afaka niantsona noho ny hamehana ihany anefa...

Global Voices Podcast: Bodoy Ity!

  03 Febroary 2012

Miarahaba ny rehetra! Tonga soa eto amin'ny tafatafam-baovao Global Voices podcast andiany hafa ity. Amin'ity fizarana ity no iresahantsika ny hevitra sy ny olana manodidina ny hetsi-panoherana ataon'ny Hetsika Bodoy manerantany, rehefa mihaino ny raki-peo alefan'ny ekipa avy amin'ny vazantany efatra isika Grika Mpiara-Mivahiny Amiko Amin'ity fizarana ity,  “bodoiko” ny...