GlobalVoices anaty

Soisa

Tahiry Firenena · 5 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Soisa

20/02/2013

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Lahatsary momba ny “One Billion Rising” Hetsika Manerantany miady ho an'ny Zon'ny Vehivavy

Tohin'ny lahatsoratra

Vehivavy iray ao anatin'ny telo no iharan'ny herisetra amin'ny fiainany. Tamin'ny 14 Febroary 2013, olona amanarivony manerantany no nanao fihetsiketsehana nanohitra ireo herisetra andavanandro tamin'ny alalan'ny dihy-fihetsika mirindra, hetsika artistika sy maro hafa.

10/05/2012

Fiaraha-miasa vaovao miaraka amin’ny “International Relations and Security Network” (ISN)

Tohin'ny lahatsoratra

Nifanaiky hiara-hiasa ny Global Voices sy ny International Relations and Security Network (Orinasam-Piarovana sy Fifandraisana Iraisampirenena), mba hampahafantatra ny hevitry ny olona mikasika ny  fifandraisana iraisam-pirenena sy ny fandriampahalemana manerana...

24/04/2012

Video Lahatsoratra
Fomba Ahoana No Tokony Hitantanantsika Ny Aterineto? Vovonana Manerantanin'ny INET 2012

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Ilay sehatra fifanakalozan-dresaka INET 2012 dia hatao ny 22 hatramin'ny 24 Aprily 2012 ao Genève, any Suisse. Azo atao ny manaraka ilay vovonana avy any lavitra any, mikasika ny fiainana manokana, ny tsy fiandanian'ny Net, ny IPv6, ny fiarovana, ny amin'ireo votoaty niomerika sy ny zava-baovao, ny zon'olombelona sy ny fahalalahana maneho hevitra, ankoatra ireo olana maro hafa hanana ny fiantraikany eo amin'ny fahamarinan-toerana sy ny firoboroboana ary ny fivelaran'ny Aterineto manerana izao tontolo izao.

16/03/2012

Soisa : Miarahaba Tsara Anareo Ny “Grikan'I Soisa Romande” !

Tohin'ny lahatsoratra

Lazaina matetika ho fitaratry ny fahaiza-miara-monina i Soisa, satria mahatazona ny fiavaham-pirenena mampivondrona ny olom-pirenena ao aminy sady ataony rehareha izany na dia tsy vitsy aza ny fifanebahana misy eo...

04/12/2009

Tontolo Arabo: hevitra nanoloana ny fandrarana minaret any Soisa

Tohin'ny lahatsoratra

Nanaiky ny handrarana minaret vaovao [tilikambon'ny moske silamo] tamin'ny alalan'ny fitsapa-kevi-bahoaka ny alahady 29 Novambra lasa teo ny 57,5%-n'ny mpifidy Soisa, izay manori-dalana ho amin'ny fanitsiana ny Lalampanorenana. Any amin'ny...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny