Tantara mikasika ny Soeda tamin'ny Aogositra, 2011
Shina:Notazonina Ny Pasipaoron'ny Mpianatra Soedoa Iray Noho Ny Antso Hanao Flash Mob (Hetsika Tselatra)
Soedoa iray mpianatra, Sven Englund mianatra ao amin'ny Anjerimanontolo Fudan ao Shanghai no nantsoina tany amin'ny paositry ny polisy fa nanoratra taratasy ho an'ny Filoha Sinoa, Hu Jintao, tao amin'ny bilaoginy. Raha vao vita ny famotopotorana dia notazonina ny pasipaorony.