Tantara misongadina mikasika an'i Espaina
‘Afaka Manampy Manazava Amin'Izao Tontolo Izao Mikasika an'i Katalonia ny Global Voices’

Dinidinika niarahana tamin'i Violeta Camarasa, mpamoaka lahatsoratra amin'ny fiteny Katalana ao amin'ny Global Voices Online. Nasehon'ny Global Voices Català nandritra izay volana maro lasa izay fa manana ny traikefa hanazava amin'izao tontolo izao mikasika an'i Katalonia izy, manampy ny vaovaon'ny haino aman-jery fototra izay tsy mandraharaha ny tantara eo amin'ny faritra.
-
Espaina : Fandresena eny an-kianja sy amin'ny Aterineto Ho Fanoherana ny Fandroahana
14/02/2013
-
Espaina: Mpisioka Twitter Nampanantsoina Tany Amin'ny Komisarià Fa Nanonona an'i Antonio Gramsci
10/01/2013
-
Espaina: Taona Vaovao, Fanamby Vaovao, Rafitra Vaovao
07/01/2013
-
Espaina: Tsy Ampy Taona Nodarohan'ny Polisin'ny Katalonia, Antso Hialàn'ny Minisitra
26/11/2012
-
Nosivanin'ny La Vanguardia Ny Bilaogy Iray Niresaka Momba Ny Fitokonana Tsy Hihinan-kanina Tao Amin'ny Telefónica
16/11/2012
Tantara farany mikasika an'i Espaina
14/06/2013
Hatezerana Noho Ny Herisetra Tamin'ny Fisamborana Ireo Mpaka Sary Mpanao Gazety Espaniola Roa
Nozaraina be tao amin'ny Twitter amin'ny tenifototra hoe #RaúlLibertad ireo vaovao momba ny fisamborana ilay mpaka sary mpanao gazety Raúl Capín, tany Madrid. Voasambotra ihany koa i Adolfo Luján, mpaka sary mpanao gazety. Hafatra maro maneho fahatezerana sy manohitra ny famoretana ny mpanao gazety izay mitatitra ny fikomiana ara-tsosialy no mifanaretsaka ao amin'ny aterineto.
21/04/2013
Niteraka Hatezerana Tao An-Tanàna Kely Ao Espaina Ny Herisetra Mihatra Amin'ireo Mpifindra Monina
Nazera avy eny ambonin'ny tetezana i Moulaye Ndiaye, mpivaro-mandeha sy teraka Senegaly ny andro mialoha ny fetibe Tomatina [es] 2012 ao Buñol, Valencia, ao Espaina. Teo am-pivarotana ny entambarotra nandritra ny...
05/04/2013
Miaro Ny Hanivanana Ny Sary Manohintohina Ny Filohan'i Madrid
Nanambara ny fanohanany hametrahana "fetra sasantsasany" amin'ny famoahana sary manohintohina amin'ny fampitam-baovao, nandritra ny tafatafa tao amin'ny radio, ny filoham-Paritr'i Madrid Atoa Ignacio González, tamin'ny filazany fa "aoka hitandrina tsy hanimba ny olona sy ny andrim-panjakana"
04/04/2013
Feo ao Eoropa Mitaky Ny: “Eoropa Ho An'ny Vahoaka, Fa Tsy Ho An'ny Varotra”
Nikarakara herinandrom-pihetsiketsehana ny mpiserasera Eoropeana nanomboka tamin'ny 11 Martsa hatramin'ny 17 Martsa, ho fanoherana ny fepetran'ny fitsitsiana mihatra amin'ireo firenena ao amin'ny vondrona Eorepeana ho paikady hampitsaharana ny krizy ara-toekarena. Fantatra...
27/03/2013
Fikatonan'ny Google Reader: Toetra Ratsin'ny Google?
Nanambara ny Google tamin'ny herinandro lasa fa hakatony amin'ny 1 Jolay 2013 ny tolotra mpamaky fahana RSS fanomeny, fantatra amin'ny hoe Google Reader. Mandalina ny dikan'ity fanakatonana ity ho an'ilay orinasa sy ho an'ireo mpampiasa azy io ireo mpampiasa miteny Espaniôla.
22/03/2013
Vola Ho An'ny Omby No Misy Ao Espaina Fa Tsy Ho An'ny Olom-Pirenena
In February, the government of the People's Party (PP) admitted to proceed with a citizen initiative to name bullfighting a "Cultural Interest Good" in Spain. It is calculated that over 500 million euros are invested in bullfighting a year in Spain in the midst of severe of welfare cuts and austerity measures. Ny Febroary teo, ny governemanta avy amin'ny antoko People's Party (PP) -Antokom-Bahoaka - dia nanaiky hiresaka ny fandraisan'andraikitry ny olom-pirenena hametrahana ny tolon'omby ho "Harena Iray Manana Lanja Ara-kolontsaina" manerana an'i Espaina. Efa nokajiana fa ao Espaina, maherin'ny 500 tapitrisa Euro no arotsaka isan-taona ho an'ny tolon'omby ao anatinà vanim-potoana fanakantsanana faran'izay henjana ny an'ny resaka sosialim-bahoaka.
21/03/2013
Tanora Espaniola Mitsoa-ponenana : “Tsy Niala Izahay Fa Noroahina!”
Iray amin'ireo vokadratsy mahatsiravina nateraky ny krizy ny tsy fananan'asan'ny tanora ao Espaina, izay tafakatra 55,6%. Manoloana io isa mampitebiteby io, niantso ny amin'ny tokony handraisana fepetra maika ny Vondrona Eoropeana...
07/02/2013
Fahatafintohinana Manoloana ny Kolikoly Lalina eo amin'ny Politisiana ao Espaina
Ahitana trangan-javatra lalindalina [matotra] kokoa tahaka ny filazana fa misy karama ambany latabatra omena ny mpikambana sasany ao amin'ny Antokom-Bahoaka (PP) [es] izay antoko mitondra ao Espaina, ny famotorana momba ny...
05/02/2013
“Atsangano ny Tanana! Fangalarana izao!”: Mitohy ny Hetsi-Panoherana ao Espaina
Nidina maro an-dalambe hampiseho ny fahatezerany indray ny Madrileños tamin'ny faran'ny herinandro teo noho ny fiheverana ny Praiminisitra Mariano Rajoy ho nanao kolikoly. Mizara ny sary nopihany i Anna Williams
04/02/2013
Espaina: Misampotina Mankany Aminy ny Ataon'ny Governemanta
Sempotry ny « onja » maro loko ny governemanta espaniola : ny ”onja maitso” an'ireo mpampianatra, mpianatra sy ray aman-dreny tsy manaiky ny fampihenana ny teti-bola sy ny fanitsiana amin’ny fampianarana, ny « onja mainty” an’ireo...






























RSS ho an i Espaina
Karohy Wikipedia ny Espaina









tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...