· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Paortiogaly tamin'ny Jolay, 2008

Birezila: Nanasonia ny fifanarahana momba ny teny paorotigey i Paoritigaly

  22 Jolay 2008

Nanasonia ny fifanarahana handravonana ny teny Paorotigey sy ny fanononana azy mba hitovy eo amin'ny firenena 8 miteny azy ny filoha Paorotigey Anibal Cavaco Silva. O Hermenauta [pt] no nitsiditsidika nijery ny hevitra niposaka voalohany avy eny andafy atsimo sy andafy avaratra ary namintina avy eo fa mbola tsy mampifanaraka ilay...