Cafe Turco no manoratra fa mbola tsy eken'i Portugal ny fahaleovantenan'i Kosovo - ary lazainy ihany koa ny fihenambidy ataona trano fandraisam-bahiny iray ao Pristina ho an'ireo “mpitsidika avy amin'ny firenena manohana ny fahaleovantenam-pireneny.”
#
Mpandika Tomavana
· 10:17 pm
· Angola · Cape Verde · Equatorial Guinea · Guinea-Bissau · Mozambique · Portugal · Sao Tome and Principe
Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala :
O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos do ...
1 hevitra · Tohiny »
Mankalaza ny fahaefataonany ny Bolongana Pimenta Negra [pt] . “Nipoitra noho ny toe-javatra maro mifandraika amin’ny fitadiavam-baovao mahaleo tena sy fantsona hafa hampielezana izay hevitra (fa tsy fampielezankevitra eritreritra voalohany) tsy mba manako ao amin’ny fampahalalam-baovao ny fisiany”.
#
Susana Charrua [pt] no manaitra fa nanapa-kevitra ny hampandany ny fifanarahana vaovaon’ny fihavaozana Eoropeana eny anivon’ny parlemanta indray ny Praimnisitra Portigey Jose Socrates fa tsy amin’ny alalan’ny fitsapan-kevi-bahoaka araka ny nampanantenainy, “Tena tantanina mpanao didy jadona amin’ny karazany ratsy indrindra isika, tokony hanahy sy hiatrika azy amin’ny fomba tsy ara-dalàna, amin’ny alalan’ny fanaovana ankivy ny fikasany”, hoy ny nambarany.
#
Mpandika Tomavana
· 12:39 am
· Sub-Saharan Africa
Tsy miandry fahagagana hateraky ny fihaonan'ireo firenena Afrikana miisa 53 sy ny firenena Eorôpeana 7 any Lisbôna, [tamin'ny Asabotsy 8 Desambra 2007] ny mpiblaogy David Dinis arak'izay tateriny ao amin'ny blaogy O Insubmisso :
« África não precisa só de melhores líderes, de direitos humanos, de respeito pelo próximo. Precisa de ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:40 pm
· Angola · Portugal
Ny blaogy Desabafos Angolanos monina any Angôla dia manambara ho fandresena ny hetsika fitakian-jo nataon'ireo zanaka am-pielezana Angôlana mipetraka any Lisbôna [renivohitry Pôrtigala] ny 19 Novambra 2007 :
« “Sucesso? Com 20 pessoas ?” Sim !!! Sucesso porque foram 20 pessoas debaixo de chuva, 20 pessoas entre 100 000 que não tiveram medo, ...
1 hevitra · Tohiny »
Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »