· Janoary, 2009

Tantara mikasika ny Gresy tamin'ny Janoary, 2009

Gresy: fanoherana ny fitondrana fitaovam-piadiana ho an'Isiraely

  19 Janoary 2009

@izao ady misy any Gaza izao dia nitroatra ny mitoraka blaogy grika noho ny vaovao nivoaka t@ ity volana ity nilaza fa nisy fitondrana fitaovam-piadiana maro dia maro avy any etazonia ho any isiraely nandalo tao @ seranan-tsambo tanan'olon-tsotra grika ao Astakos. Nampiasa twitter ry zareo hanaovany famotorana sy hanerena...