· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Alemaina tamin'ny Febroary, 2009

Ejipta : tsy mitsahatra ny fisamborana ireo mpitoraka bilaogy

  13 Febroary 2009

Mbola lasibatry ny mpitandro ny filaminana sy ny manam-pahefana hatrany ny mpitoraka bilaogy Ejiptiana. Nandritra ny herinandro fotsiny izao dia efa mpitoraka bilaogy 2 no voasambotra. Ny nanombohan'ny tantara anankiray amin'ireo dia ny diabe natao hoe “ho any Gaza” nokarakarain'ny mpanao pôlitika mahery fihetsika 14 avy any Ejipta, Etazonia, Angletera,...